Leviticus 27:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha vehivavy dia sekela telopolo kosa no hataonao tombany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha vehivavy, dia telopolo sikla no hanombananao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho an’ny vehivavy, dia sekela volafotsy telopolo.
Malagasy Bible 1865
fa raha vehivavy, dia sekely telo-polo kosa no hataonao tombany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha vehivavy dia sekela telopolo kosa no hataonao tombany.
malagasy
fa raha vehivavy, dia sekely telo-polo kosa no hataonao tombany.