Leviticus 27:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha lehilahy dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona izy dia sekela roapolo no hataonao tombany, fa raha vehivavy kosa dia sekela folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatramin’ny dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona, raha zazalahy dia roapolo sikla no hanombananao azy, ary raha zazavavy dia folo sikla.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Olona dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona; ho an’ny zazalahy, dia sekela roapolo; ho an’ny zazavavy, dia sekela folo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hatramin'ny dimy taona ka hatramin'ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban'ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha lehilahy dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona izy dia sekela roapolo no hataonao tombany, fa raha vehivavy kosa dia sekela folo.
malagasy
Ary raha hatramin'ny dimy taona ka hatramin'ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban'ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.