Leviticus 27:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha zazalahy iray volana ka hatramin’ny dimy taona dia sekela volafotsy dimy no hataonao tombany; ary sekela volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatramin’ny iray volana hatramin’ny dimy taona, raha zazalahy dia dimy sikla no hanombananao azy, ary raha zazavavy dia telo sikla.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Zazakely dimy volana ka hatramin’ny dimy taona: ho an’ny zazalahikely, dia sekela dimy; ho an’ny zazavavikely dia sekela telo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hatramin'ny iray volana ka hatramin'ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban'ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban'ny zazavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha zazalahy iray volana ka hatramin’ny dimy taona dia sekela volafotsy dimy no hataonao tombany; ary sekela volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy.
malagasy
Ary raha hatramin'ny iray volana ka hatramin'ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban'ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban'ny zazavavy.