Leviticus 27:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hatramin’ny enimpolo taona no ho miakatra izy, raha lehilahy dia sekela dimy amby folo no hataonao tombany ary raha vehivavy kosa dia sekela folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatramin’ny enimpolo taona no ho miakatra dia dimy ambin’ny folo sikla raha lehilahy, ary folo sikla raha vehivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Olona enimpolo taona no ho miakatra: ho an’ny lehilahy, dia sekela 15; ho an’ny vehivavy, dia sekela folo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hatramin'ny enim-polo taona no ho miakatra izy, raha lehilahy, dia ho sekely dimy ambin'ny folo no hataonao tombany; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hatramin’ny enimpolo taona no ho miakatra izy, raha lehilahy dia sekela dimy amby folo no hataonao tombany ary raha vehivavy kosa dia sekela folo.
malagasy
Ary raha hatramin'ny enim-polo taona no ho miakatra izy, raha lehilahy, dia ho sekely dimy ambin'ny folo no hataonao tombany; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.