Leviticus 27:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha biby fiompy fanao fanatitra ho an’NY TOMPO dia ho masina ho an’NY TOMPO izay rehetra omena amin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha biby fanao fanatitra ho an’i Iaveh no nivoadiana, dia zava-masina izay rehetra homena an’i Iaveh toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha biby fiompy anisan’ireo fanolotra sorona ho an’ny TOMPO no atao voady, dia ho voatokana ho an’ny TOMPO avokoa ny biby rehetra omena amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha biby fiompy izay fanao fanatitra ho an'i Jehovah, dia ho masina ho an'i Jehovah izay rehetra omena amin'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha biby fiompy fanao fanatitra ho an’NY TOMPO dia ho masina ho an’NY TOMPO izay rehetra omena amin’izany.
malagasy
Ary raha biby fiompy izay fanao fanatitra ho an'i Jehovah, dia ho masina ho an'i Jehovah izay rehetra omena amin'izany.