Leviticus 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha fanati-pihavanana no atolony, ka ombilahy na ombivavy no atolony, dia izay tsy misy kilema no hatolony eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona manatitra sorom-pihavanana ka biby vaventy, lahy na vavy, no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa misy manolotra sorom-pihavanana ka ombilahy na ombivavy no atolony, dia izay tsy misy kilema no aoka hatolony eo anoloan’ny Toeramasin ’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary raha fanati-pihavanana no fanatiny, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha fanati-pihavanana no atolony, ka ombilahy na ombivavy no atolony, dia izay tsy misy kilema no hatolony eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
[Ny fanati-pihavanana] Ary raha fanati-pihavanana no fanatiny, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan'i Jehovah.