Leviticus 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tahaka ny fanalana azy amin’ny omby izay atao fanati-pihavanana ary handoro azy ho fofona eo ambonin’ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
toy ny fanalana izany amin’ny ombalahy atao sorom-pihavanana, hodorany izany hanetona eo ambonin’ny ôtely fanaovan-tsorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mitovy amin’ny tavin-kena alaina amin’ny ombilahy atao sorom-pihavanana izany. Avy eo dia hodoran’ny mpisorombe hanetona eo ambonin’ny alitara fanaovan-tsorona dorana ireo tavin-kena ireo.
Malagasy Bible 1865
tahaka ny fanalana azy amin'ny omby izay atao fanati-pihavanana; ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tahaka ny fanalana azy amin’ny omby izay atao fanati-pihavanana ary handoro azy ho fofona eo ambonin’ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo ny mpisorona.
malagasy
tahaka ny fanalana azy amin'ny omby izay atao fanati-pihavanana; ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana.