Leviticus 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny hoditry ny vantotra ombilahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany, ny tongony, ny taovany ary ny tain-drorohany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny hoditry ny ombalahy, ny henany rehetra, mbamin’ny lohany, ny tongony, ny taovany, ny tain-drorohany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny hoditry ny ombalahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny dikin-drorohany,
Malagasy Bible 1865
Fa ny hoditry ny vantotr'ombilahy sy ny henany rehetra mbamin'ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny tain-drorohany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny hoditry ny vantotra ombilahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany, ny tongony, ny taovany ary ny tain-drorohany,
malagasy
Fa ny hoditry ny vantotr'ombilahy sy ny henany rehetra mbamin'ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny tain-drorohany,