Leviticus 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotra ombilahy iray ny fiangonana mba ho fanatitra fanadiovana ka hitondra izany ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa fantatra ny ota nataony, dia vantotr’ombalahy iray no haterin’ny fiangonana, ho sorona fanonerana, hoentiny eo anoloan’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao fantany kosa ny ota vitany, dia ombilahy no aoka hatolony ho fanalana izany ka hoentiny eo anoloan’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotr'ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota ka hitondra azy ho eo anoloan'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotra ombilahy iray ny fiangonana mba ho fanatitra fanadiovana ka hitondra izany ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana*.
malagasy
rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotr'ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota ka hitondra azy ho eo anoloan'ny trano-lay fihaonana.