Leviticus 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia hakan’ny mpisorona voahosotra ny ran’ny vantotra ombilahy ka hoentiny ao amin’ny tranolay fihaonana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpisorona voahosotra hitondra amin’ny ran’ny ombalahy ho ao an-trano lay fihaonana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hangalan’ny mpisorombe ny ran’ilay ombilahy ka hoentiny ho ao amin’ny Tranolay fihaonana;
Malagasy Bible 1865
Ary hangalan'ny mpisorona voahosotra ny ran'ny vantotr'ombilahy ka ho entiny ho ao amin'ny trano-lay fihaonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia hakan’ny mpisorona voahosotra ny ran’ny vantotra ombilahy ka hoentiny ao amin’ny tranolay fihaonana;
malagasy
Ary hangalan'ny mpisorona voahosotra ny ran'ny vantotr'ombilahy ka ho entiny ho ao amin'ny trano-lay fihaonana,