Leviticus 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hanatsoboka ny fanondrony amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO eo anoloan’ny efitra lamba izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hanoboka ny rantsan-tanany ao amin’ny ra, hamafy izany impito, eo anatrehan’i Iaveh, tandrifin’ny efitra lamba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony amin'ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah, dia eo anoloan'ny efitra lamba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hanatsoboka ny fanondrony amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO eo anoloan’ny efitra lamba izany.
malagasy
ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony amin'ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah, dia eo anoloan'ny efitra lamba.