Leviticus 4:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hesoriny ny jaborany rehetra ka hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, halaina daholo ny saboran’ny vantotr’ombalahy, ka hodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainy avokoa ny tavin-kenan’ilay ombilahy, ka hodorany hanetona eo ambonin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Dia hanaisotra ny saborany rehetra izy ka handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hesoriny ny jaborany rehetra ka hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara.
malagasy
Dia hanaisotra ny saborany rehetra izy ka handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara.