Leviticus 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mpanapaka manota tsy nahy ary meloka satria mandika ny iray amin’ny didin’NY TOMPO Andriamaniny amin’izay tsy tokony hatao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mpifehy no nanota, nanao tsy nahy zavatra anankiray amin’izay noraran’i Iaveh Andriamaniny tsy hatao, ka tonga meloka tamin’izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha manampahefana no manota tsy nahy ka nandika ny anankiray amin’ny didin’ny TOMPO Andriamanitra momba ny zavatra tsy tokony hatao, dia meloka izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy mpanapaka manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin'ny didin'i Jehovah Andriamaniny amin'izay tsy tokony hatao ka meloka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mpanapaka manota tsy nahy ary meloka satria mandika ny iray amin’ny didin’NY TOMPO Andriamaniny amin’izay tsy tokony hatao,
malagasy
Ary raha misy mpanapaka manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin'ny didin'i Jehovah Andriamaniny amin'izay tsy tokony hatao ka meloka,