Leviticus 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha misy olona mampahafantatra azy ny fahotana nataony, dia hitondra osilahy iray tsy misy kilema ho fanatiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa fantany ny fahotana nataony, dia osilahy tsy misy kilema no fanatitra hoentiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vantany vao fantatr’ilay manampahefana ny ota vitany, dia osilahy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny.
Malagasy Bible 1865
ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osilahy tsy misy kilema ho fanatiny izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha misy olona mampahafantatra azy ny fahotana nataony, dia hitondra osilahy iray tsy misy kilema ho fanatiny izy.
malagasy
ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osilahy tsy misy kilema ho fanatiny izy;