Leviticus 4:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ny osilahy izy dia hamono azy eo amin’ny famonoana ny fanatitra dorana manontolo eo anatrehan’NY TOMPO. Fanatitra fanadiovana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hametra-tanana eo ambonin’ny lohany izy sy hamono azy eo amin’ny fitoerana famonoana ny sorona dorana, eo anatrehan’i Iaveh, fa fanatitra noho ny ota izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hametra-tanana amin’ny lohan’ilay osilahy izy, dia hamono azy eo amin’ny toerana famonoana ny sorona dorana manontolo, eo anoloan’ny Toeramasin ’ny TOMPO; sorona fanalana ny ota izany.
Malagasy Bible 1865
ary hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny osilahy izy, dia hamono azy eo amin'ny famenoana ny fanatitra dorana eo anatrehan'i Jehovah; dia fanatitra noho ny ota izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ny osilahy izy dia hamono azy eo amin’ny famonoana ny fanatitra dorana manontolo eo anatrehan’NY TOMPO. Fanatitra fanadiovana izany.
malagasy
ary hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny osilahy izy, dia hamono azy eo amin'ny famenoana ny fanatitra dorana eo anatrehan'i Jehovah; dia fanatitra noho ny ota izany.