Leviticus 4:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona amin’ny vahoaka manota tsy nahy ary meloka satria mandika ny iray amin’ireo didin’NY TOMPO amin’izay tsy tokony hatao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny iray amin’ny sarambabem-bahoaka no nanota tsy nahy, nanao ny iray amin’ny zavatra noraran’i Iaveh tsy hatao, ka tonga meloka izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha olona iray anisan’ny vahoaka israelita no nanota tsy nahy ka nandika ny anankiray amin’ny didin’ny TOMPO momba ny zavatra tsy tokony hatao, dia meloka izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy amin'ny vahoaka manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin'ny didin'i Jehovah amin'izay tsy tokony hatao ka meloka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona amin’ny vahoaka manota tsy nahy ary meloka satria mandika ny iray amin’ireo didin’NY TOMPO amin’izay tsy tokony hatao,
malagasy
Ary raha misy amin'ny vahoaka manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin'ny didin'i Jehovah amin'izay tsy tokony hatao ka meloka,