Leviticus 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha misy olona mampahafantatra azy ny fahotana nataony, dia hitondra osivavy iray tsy misy kilema ho fanatiny noho ny fahotana izay vitany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa fantany ny helony, dia osy vavy lava volo, tsy misy kilema, no hatolony hatao fanatitra noho ny fahotana nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vantany vao fantatr’ilay olona ny ota vitany, dia osivavy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny noho ny ota vitany.
Malagasy Bible 1865
ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osivavy tsy misy kilema ho fanatiny izy noho'ny fahotany izay nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha misy olona mampahafantatra azy ny fahotana nataony, dia hitondra osivavy iray tsy misy kilema ho fanatiny noho ny fahotana izay vitany izy.
malagasy
ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osivavy tsy misy kilema ho fanatiny izy noho'ny fahotany izay nataony.