Leviticus 4:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ny fanatitra fanadiovana izy dia hamono azy eo amin’ny fitoeran’ny fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hametra-tanana eo ambonin’ny sorona noho ny ota izy sy hamono azy eo amin’ny fitoerana fanolorana ny sorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hametra-tanana amin’ny lohan’ilay osivavy izy, dia hamono azy eo amin’ny toerana famonoana ny sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny fanatitra noho ny ota izy, dia hamono azy eo amin'ny fitoeran'ny fanatitra dorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ny fanatitra fanadiovana izy dia hamono azy eo amin’ny fitoeran’ny fanatitra dorana manontolo.
malagasy
Ary hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny fanatitra noho ny ota izy, dia hamono azy eo amin'ny fitoeran'ny fanatitra dorana.