Leviticus 4:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ondry no entiny ho fanatitra noho ny ota dia vavy iray tsy misy kilema no hoentiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha zanak’ondry no entiny hatao sorona noho ny ota, dia izay vavy tsy misy kilema no hoentiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha ondry no entin’ilay olona mba ho sorona fanalana ny ota, dia aoka ny vavy tsy misy kilema no hoentiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha zanak'ondry no entiny ho fanatitra noho ny ota, dia ny vavy tsy misy kilema no ho entiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ondry no entiny ho fanatitra noho ny ota dia vavy iray tsy misy kilema no hoentiny.
malagasy
Ary raha zanak'ondry no entiny ho fanatitra noho ny ota, dia ny vavy tsy misy kilema no ho entiny;