Leviticus 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hakan’ny mpisorona voahosotra ny ran’ny vantotra ombilahy dia hoentiny ho ao amin’ny tranolay fihaonana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpisorona efa voahosotra haka amin’ny ran’ny ombalahy sy hitondra izany ho ao an-trano lay fihaonana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hangalan’ny mpisorombe ny ran’ny ombilahy ka hoentiny ho ao amin’ny Tranolay fihaonana;
Malagasy Bible 1865
Ary hangalan'ny mpisorona voahosotra ny ran'ny vantotr'ombilahy ka ho entiny ho ao amin'ny trano-lay fihaonana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hakan’ny mpisorona voahosotra ny ran’ny vantotra ombilahy dia hoentiny ho ao amin’ny tranolay fihaonana;
malagasy
Ary hangalan'ny mpisorona voahosotra ny ran'ny vantotr'ombilahy ka ho entiny ho ao amin'ny trano-lay fihaonana;