Leviticus 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hanatsoboka ny fanondrony ao amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny efitra lamba ao amin’ny fitoerana masina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanoboka ny rantsan-tanany ao amin’ny ra, hamafy izany impito eo anatrehan’i Iaveh, tandrifin’ny efitra lamban’ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony eo amin'ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny efitra lamba ao amin'ny fitoerana masina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hanatsoboka ny fanondrony ao amin’ny ra ny mpisorona ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO, eo anoloan’ny efitra lamba ao amin’ny fitoerana masina izany.
malagasy
ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony eo amin'ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah, eo anoloan'ny efitra lamba ao amin'ny fitoerana masina;