Leviticus 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia halainy avokoa ny jaborany rehetra amin’ilay vantotra ombilahy izay atao fanatitra fanadiovana, dia ny jabora mandrakotra ny taovany sy ny jaboran-tsinainy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halana avokoa ny saboran’ny ombalahy natao sorona noho ny ota, dia ny sabora saron-tsinainy, ny sabora miray amin’ny tsinainy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halain’ny mpisorombe avokoa ny tavin-kenan’ilay ombilahy atao sorona ho fanalana ny ota, dia ny safodrorohany sy ny jaboran-tsinainy,
Malagasy Bible 1865
Ary halainy avokoa ny saborany rehetra amin'ny vantotr'ombilahy izay atao fanatitra noho ny ota, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia halainy avokoa ny jaborany rehetra amin’ilay vantotra ombilahy izay atao fanatitra fanadiovana, dia ny jabora mandrakotra ny taovany sy ny jaboran-tsinainy,
malagasy
Ary halainy avokoa ny saborany rehetra amin'ny vantotr'ombilahy izay atao fanatitra noho ny ota, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy,