Leviticus 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy, izay rehetra eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe. Hataony indray manala amin’ny voany no fakany izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny voany roa sy ny fonom-boany izay miraikitra amin’ny faritry ny voany, ary ny saron’atiny izay hoendahany eo akaikin’ny voany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny voany roa mbamin’ny jabora izay miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany, ary koa ny ila-atiny izay hataony indray manala amin’ny voany:
Malagasy Bible 1865
ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, izay eo amin'ny takibany, sy ny ila-atiny lehibe;'hataony indray manala amin'ny voany no fanaisony izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy, izay rehetra eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe. Hataony indray manala amin’ny voany no fakany izany,
malagasy
ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, izay eo amin'ny takibany, sy ny ila-atiny lehibe;'hataony indray manala amin'ny voany no fanaisony izany,