Leviticus 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manota, satria mandre teny fanozonana ka vavolombelona nahita na nahalala, nefa tsy manambara dia meloka noho izany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona manota noho izy efa nandre ny didin’ny mpitsara, amin’ny maha vavolombelona azy, nefa tsy milaza izay hitany na izay fantany, dia hivesaran’ny helony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona mandre ny antso avo ataon’ny fampanoavana ho an’ireo vavolombelona ka ny tenany dia vavolombelona nahita na nahalala nefa tsy manambara, dia manota izy ary itambesaran’ny heloka.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy manota, satria mandre ny feon'ny fampianianana, sady vavolombelona nahita na nahalala, nefa tsy manambara izy, ka mahameloka azy izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manota, satria mandre teny fanozonana ka vavolombelona nahita na nahalala, nefa tsy manambara dia meloka noho izany izy.
malagasy
Ary raha misy manota, satria mandre ny feon'ny fampianianana, sady vavolombelona nahita na nahalala, nefa tsy manambara izy, ka mahameloka azy izany,