Leviticus 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataony fanatitra dorana manontolo kosa ny iray, araka ny fanao, ary hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny fahotana izay vitany dia havela ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vorona anankiray hanaovany sorona dorana araka ny fombany. Toy izany no hanaovan’ny mpisorona ho an’izany olona izany, ny fanonerana ny fahotana nataony; dia ho voavela ny otany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vorona anankiray kosa dia sorona dorana manontolo araka ny fomba fanao; ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana, dia voavela ny otany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny iray kosa dia hataony fanatitra dorana, araka ny fanao; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany izay nataony, dia havela ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataony fanatitra dorana manontolo kosa ny iray, araka ny fanao, ary hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny fahotana izay vitany dia havela ny helony.
malagasy
Ary ny iray kosa dia hataony fanatitra dorana, araka ny fanao; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany izay nataony, dia havela ny helony.