Leviticus 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitondra ondrilahy iray tsy misy kilema ho eo amin’ny mpisorona izy, araka ny anombananao azy, ho fanati-panonerana. Dia hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny ota tsy nahy izay nahadiso azy, nefa tsy fantany, dia havela ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ondralahy iray, tsy misy kilema, avy amin’ny andian’ondriny izay hotombananao, no hoentiny ho eo amin’ny mpisorona hatao sorona fanonerana ho azy noho ny ota nataony tsy nahy, fa tsy fantany, dia ho voavela ny otany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ondrilahy, tsy misy kilema, avy amin’ny andian’ondriny sady tombanana araka ny maha sorom-panonerana azy, no hoentiny ho eo amin’ny mpisorona. Ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana noho ny ota tsy tandrina sady tsy nahy nahavoa azy, dia voavela ny otany.
Malagasy Bible 1865
dia hitondra ondrilahy tsy misy kilema izy, araka ny anombananao azy, ho fanati-panonerana ho any amin'ny mpisorona; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny ota tsy nahy izay nahadiso azy, nefa tsy fantany, dia havela ny helony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitondra ondrilahy iray tsy misy kilema ho eo amin’ny mpisorona izy, araka ny anombananao azy, ho fanati-panonerana. Dia hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny ota tsy nahy izay nahadiso azy, nefa tsy fantany, dia havela ny helony.
malagasy