Leviticus 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mahakasika zavatra tsy madio, na fatin’ny biby tsy madio, na fatin’ny biby fiompy tsy madio, na fatin’ny biby mandady na mikisaka tsy madio, na tsy hitany aza izany, dia maloto sy meloka noho izany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona tsy nahita, ka nahakasika zavatra maloto, toy ny fatim-biby dia tsy madio, na fatim-biby fiompy tsy madio, na fatim-biby mandady tsy madio, dia tonga tsy madio koa izy amin’izany, ka nahazo fahotana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona mahakasika tsy nahy zavatra maloto, toy ny fatim-biby maloto rehetra na bibidia na biby fiompy na biby mandady, dia manjary voaloto izy ary meloka.
Malagasy Bible 1865
na misy mikasika izay zavatra tsy madio, na ny fatin'ny bibi-dia tsy madio, na ny fatin'ny biby fiompy izay tsy madio, na ny fatin'ny biby mandady na mikisaka izay tsy madio, nefa tsy hitany izany, ka mahaloto sy mahameloka azy izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mahakasika zavatra tsy madio, na fatin’ny biby tsy madio, na fatin’ny biby fiompy tsy madio, na fatin’ny biby mandady na mikisaka tsy madio, na tsy hitany aza izany, dia maloto sy meloka noho izany izy.
malagasy