Leviticus 5:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na nahita izay zavatra very ka mandainga sady manao fianianana mandainga ny amin’izay fahotana mety mahavoa ny olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na nandainga amin’ny zava-bery hitany, na nanao fianianana tsy marina amin’ny iray amin’ireo zavatra mety hanotan’ny olona ireo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na zava-bery hitany, na koa manao fianianana tsy marina momba izay mety ho fahotana fanaon’ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na nahita izay zavatra very ka mandainga sady manao fianianana mandainga ny amin’izay fahotana mety mahavoa ny olona
malagasy
na nahita izay zavatra very ka mandainga amin'izany sady mianian-tsy tò ny amin'izay mety ho fahotan'ny olona,