Leviticus 5:23 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nanota izy ka meloka, dia hanonitra izay nalainy an-keriny izy, na izay tamin’ny fampahoriana, na izay nampitahirizina azy, na izay zavatra very hitany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha nanota tamin’izany izy ka mahazo heloka, dia hamerina ny zavatra nangalariny na nalainy an-keriny, ny zavatra napetraka hotahiriziny, ny zava-bery hitany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izy nanota ka meloka, dia haveriny ny zavatra nangalariny na nalainy an-keriny, na nampitahirizany azy, na zava-bery hitany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nanota izy ka meloka, dia hanonitra izay nalainy an-keriny izy, na izay tamin’ny fampahoriana, na izay nampitahirizina azy, na izay zavatra very hitany,
malagasy
satria nanota izy ka meloka, dia hanonitra izay nalainy an-keriny, na izay tamin'ny fampahoriana, na izay nampitehirizina azy, na izay zavatra very hitany,