Leviticus 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mahakasika ny fahalotoan’olona, dia izay fahalotoany rehetra na inona na inona, na tsy hitany aza izany, rehefa fantany fotsiny, dia meloka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
toy izany koa izy, raha nahakasika tsy nahy fahalotoan’olona, na inona na inona izany, izay mety hahatonga ho maloto, ka mahita nony avy eo, dia mahazo fahotana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona mahakasika tsy nahy olona maloto na inona na inona fahalotoana, ka mahafantatra izy avy eo, dia manjary meloka.
Malagasy Bible 1865
na misy mikasika ny fahalotoan'olona, dia izay fahalotoany rehetra na inona na inona, nefa tsy hitany izany, rehefa fantany izany, ka mahameloka azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mahakasika ny fahalotoan’olona, dia izay fahalotoany rehetra na inona na inona, na tsy hitany aza izany, rehefa fantany fotsiny, dia meloka izy.
malagasy
na misy mikasika ny fahalotoan'olona, dia izay fahalotoany rehetra na inona na inona, nefa tsy hitany izany, rehefa fantany izany, ka mahameloka azy,