Leviticus 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamafazany eo amin’ny rindrin’ny alitara ny ran’ny fanatitra fanadiovana; ny ra sisa dia hofiazany eo an-tongotry ny alitara. Fanatitra fanadiovana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hofafazany amin’ny ran-tsorona noho ny ota ny lafiny amin’ny ôtely, ary hofiazany eo an-tongotry ny ôtely ny ra sisa; sorona noho ny ota io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hamafazany eo amin’ny rindrin’ny alitara ny ran’ilay vorona, ary ny ra sisa dia hofiaziny eo am-pototr’io alitara io ihany: sorona fanalana ny ota izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hamafazany eo amin'ny rindrin'ny alitara ny ran'ny fanatitra noho ny ota; ary ny rà sisa hofiazany eo ambodin'ny alitara; dia fanatitra noho ny ota izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamafazany eo amin’ny rindrin’ny alitara ny ran’ny fanatitra fanadiovana; ny ra sisa dia hofiazany eo an-tongotry ny alitara. Fanatitra fanadiovana izany.
malagasy
Ary hamafazany eo amin'ny rindrin'ny alitara ny ran'ny fanatitra noho ny ota; ary ny rà sisa hofiazany eo ambodin'ny alitara; dia fanatitra noho ny ota izany.