Leviticus 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
malagasy
[Lalàna ho an'ny mpisorona ny amin'ny fanaterany ny fanatitra samy hafa, sy ny hizarazarana azy] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: