Leviticus 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra izay aterin’ny mpisorona dia hodorana avokoa fa tsy hohanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanatitra rehetra avy amin’ny mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy hohanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fanatitra rehetra avy amina mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy misy tavela hohanina.»
Malagasy Bible 1865
fa ny fanatitra hohanina rehetra izay aterin'ny mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy hohanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra izay aterin’ny mpisorona dia hodorana avokoa fa tsy hohanina.
malagasy
fa ny fanatitra hohanina rehetra izay aterin'ny mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy hohanina.