Leviticus 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho masina izay rehetra mikasika ny henany, ary raha misy fitafiana ipitihan’ny rany dia hosasanao eo amin’izay fitoerana masina ny faritra nipitihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho masina avokoa izay hikasika ny nofony. Raha misy fitafiana nipitihan’ny rany, dia hosasanao eo amin’ny toerana masina izay faritra nipitihan’ny ra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny olon-kafa rehetra, izay mikasika ny henan’izany sorona izany, dia hofaizin’ny fahamasinan’Andriamanitra. Raha misy fitafiana ipitihan’ny rany, dia hosasana eo amina toerana voatokana ny faritra nipitihany:
Malagasy Bible 1865
Ho masina izay rehetra manendry ny henany; ary raha misy fitafiana ipitihan'ny ràny, dia hosasanao eo amin'izay fitoerana masina izay ipitihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho masina izay rehetra mikasika ny henany, ary raha misy fitafiana ipitihan’ny rany dia hosasanao eo amin’izay fitoerana masina ny faritra nipitihany.
malagasy
Ho masina izay rehetra manendry ny henany; ary raha misy fitafiana ipitihan'ny ràny, dia hosasanao eo amin'izay fitoerana masina izay ipitihany.