Leviticus 6:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona no mahazo mihinana azy. Zavatra tena masina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona no hihinana amin’izany zava-masina dia masina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lehilahy rehetra anisan’ny mpisorona no mahazo mihinana io hena io, satria zava-masina dia masina izany.
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy rehetra amin'ny mpisorona no mahazo mihinana azy; masina dia masina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona no mahazo mihinana azy. Zavatra tena masina izany.
malagasy
Ny lehilahy rehetra amin'ny mpisorona no mahazo mihinana azy; masina dia masina izany.Fa ny fanatitra noho ny ota izay angalan-drà ho entina ao amin'ny trano-lay fihaonana, hanaovana fanavotana ao amin'ny fitoerana masina, dia tsy hohanina; hodorana amin'ny afo izany.