Leviticus 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanala ny fitafiany izy ary hitafy fitafiana hafa ka hamoaka ny lavenona ho eny ivelan’ny toby amin’izay toerana madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, havelany ny fanamiana, dia hosoloiny hafa, hitondrany ny lavenona any ivelan’ny toby, amin’ny fitoerana madio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hanala ny fanamiany teo ilay mpisorona ka hitafy fanamiana hafa, ary hamoaka ny lavenona ho eny ivelan’ny toby, amina toerana madio.
Malagasy Bible 1865
Ary hanala ny fitafiany izy ka hitafy fitafiana hafa, dia hamoaka ny lavenona ho eny ivelan'ny toby amin'izay fitoerana madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanala ny fitafiany izy ary hitafy fitafiana hafa ka hamoaka ny lavenona ho eny ivelan’ny toby amin’izay toerana madio.
malagasy
Ary hanala ny fitafiany izy ka hitafy fitafiana hafa, dia hamoaka ny lavenona ho eny ivelan'ny toby amin'izay fitoerana madio.