Leviticus 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no lalàna momba ny fanati-panonerana izay zavatra tena masina:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lalàna momba ny sorona fanonerana: Zava-masina dia masina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lalàna momba ny sorom-panonerana: «Zava-masina dia masina izany,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lalàna ny amin'ny fanati-panonerana: masina dia masina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no lalàna momba ny fanati-panonerana izay zavatra tena masina:
malagasy
Ary izao no lalàna ny amin'ny fanati-panonerana: masina dia masina izany.