Leviticus 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra na izay voaharo diloilo, na ny maina, dia ho an’ny zanak’i Arona rehetra tsy an-kanavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanatitra rehetra voadity tamin’ny diloilo, na maina, dia an’ny zanak’i Aarôna rehetra, ka hiara-misalahy izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanatitra tsy masaka rehetra kosa, na miharo menaka na maina, dia zaraina mitovy amin’ny taranak’i Aharôna rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanatitra hohanina rehetra, izay voaharo diloilo, na ny maina, dia ho an'ny zanak'i Arona rehetra kosa, ka hiara-misalahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra na izay voaharo diloilo, na ny maina, dia ho an’ny zanak’i Arona rehetra tsy an-kanavaka.
malagasy
Fa ny fanatitra hohanina rehetra, izay voaharo diloilo, na ny maina, dia ho an'ny zanak'i Arona rehetra kosa, ka hiara-misalahy izy.