Leviticus 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no lalàna momba ny fanati-pihavanana izay hatolotra ho an’NY TOMPO:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lalàn’ny sorom-pihavanana haterina ho an’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lalàna momba ny sorom-pihavanana izay haterina amin’ny TOMPO:
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lalàna ny amin'ny fanati-pihavanana izay haterina ho an'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no lalàna momba ny fanati-pihavanana izay hatolotra ho an’NY TOMPO:
malagasy
Ary izao no lalàna ny amin'ny fanati-pihavanana izay haterina ho an'i Jehovah: