Leviticus 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaraka amin’ny mofo misy masirasira no hanolorany ny fanatiny, ho fanampin’ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hampiana mofomamy misy lalivay, ny fanatitra izay haterina miaraka amin’ny sorom-pisaorana hanaovana sorom-pihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra ireo mofo tsy misy leviora ireo, dia hanatitra mofo misy leviora koa izy ho fanampin’ilay sorom-pihavanana atao ho fisaorana an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira dia mofo misy masirasira kosa no hateriny ho fanampin'ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaraka amin’ny mofo misy masirasira no hanolorany ny fanatiny, ho fanampin’ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana.
malagasy
Ary miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira dia mofo misy masirasira kosa no hateriny ho fanampin'ny fanati-pihavanana izay ataony ho fanati-pisaorana.