Leviticus 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hakany iray avy ny isam-panatitra ho anjara fanomezana ho an’NY TOMPO; ho an’ilay mpisorona mamafy ny ran’ny fanati-pihavanana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia samy hanolorana anankiray avy ireo fanatitra ireo natokana ho an’i Iaveh, dia ho an’ny mpisorona izay hamafy ny ran’ny sorom-pihavanana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy hangalana anankiray avy ireo fanatitra isan-karazany ireo hasandratra ho an’ny TOMPO; fa ny mofo sisa kosa dia ho an’ilay mpisorona mamafy ny ran’ny sorom-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary hangalany iray avy ny isam-panatitra ho fanatitra asandratra ho an'i Jehovah; ho an'ilay mpisorona manopy ny ran'ny fanati-pihavanana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hakany iray avy ny isam-panatitra ho anjara fanomezana ho an’NY TOMPO; ho an’ilay mpisorona mamafy ny ran’ny fanati-pihavanana izany.
malagasy
Ary hangalany iray avy ny isam-panatitra ho fanatitra asandratra ho an'i Jehovah; ho an'ilay mpisorona manopy ny ran'ny fanati-pihavanana izany.