Leviticus 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny sisa amin’ny henan’ny fanatitra dia hodorana amin’ny afo amin’ny andro fahatelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay henan-tsorona tavela hatramin’ny andro fahatelo, dia hodorana amin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny sisa tavela dia hodorana amin’ny andro fahatelo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sisa amin'ny henan'ny fanatitra dia hodorana amin'ny afo amin'ny andro fahatelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny sisa amin’ny henan’ny fanatitra dia hodorana amin’ny afo amin’ny andro fahatelo.
malagasy
Fa ny sisa amin'ny henan'ny fanatitra dia hodorana amin'ny afo amin'ny andro fahatelo.