Leviticus 7:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hohanina ny hena izay mikasika zava-maloto fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fihinana ny hena nikasi-java-maloto, fa hodorana amin’ny afo. Fa ny henan’ny sorom-pihavanana, samy mahazo mihinana amin’izany izay madio rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nikasika zava- maloto ara-pivavahana koa izany henan’ny sorom-pihavanana izany, dia tsy tokony hohanina fa hodorana. «Ny amin’ny henan’ny sorom-pihavanana dia izay olona madio rehetra no mahazo mihinana azy;
Malagasy Bible 1865
Ary na ny hena izay mikasika zava-maloto aza dia tsy hohanina, fa hodorana amin'ny afo; ary ny amin'ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hohanina ny hena izay mikasika zava-maloto fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;
malagasy
Ary na ny hena izay mikasika zava-maloto aza dia tsy hohanina, fa hodorana amin'ny afo; ary ny amin'ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;