Leviticus 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny olona izay misy fahalotoana, nefa mihinana hena avy amin’ny fanati-pihavanana, izay an’NY TOMPO, dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay ao anatin’ny fahalotoana kosa, raha mihinana amin’ny hena avy amin’ny sorom-pihavanana, izay an’i Iaveh, dia hofongorana tsy ho eo amin’ny fireneny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny olona misy fahalotoana ara-pivavahana, kanefa mihinana hena ambin’ilay sorom-pihavanana voatokana ho an’ny TOMPO, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
fa ny olona izay misy fahalotoana, nefa mihinana hena avy amin'ny fanati-pihavanana, izay an'i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny olona izay misy fahalotoana, nefa mihinana hena avy amin’ny fanati-pihavanana, izay an’NY TOMPO, dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
fa ny olona izay misy fahalotoana, nefa mihinana hena avy amin'ny fanati-pihavanana, izay an'i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.