Leviticus 7:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Aza mihinana jabora mihitsy ianareo, na jaboran’omby na jaboran’ondry na jaboran’osy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka izao no lazao azy: Aza mihinana saboran’omby, na ondry, na osy, ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Aza misy hanina ny tavin-kenan’ireo biby fanao sorona, na ny an’ny omby, na ny an’ny ondry, na ny an’ny osy.
Malagasy Bible 1865
Mitenana amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza mihinana sabora akory ianareo, na ny an'ny omby, na ny an'ny ondry, nany an'ny osy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Aza mihinana jabora mihitsy ianareo, na jaboran’omby na jaboran’ondry na jaboran’osy.
malagasy
Mitenana amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza mihinana sabora akory ianareo, na ny an'ny omby, na ny an'ny ondry, nany an'ny osy.