Leviticus 7:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra mihinana jaboran’ny biby fiompy, izay fanao fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO, dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na zovy na zovy no mihinana saboram-biby izay aterina amin’i Iaveh hatao sorona amin’ny afo, dia hofongorana amin’ny fireneny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay rehetra mihinana ny tavin-kenam-biby, natao hatolotra ho sorona levonina amin’ny afo ho an’ny TOMPO, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra mihinana saboran'ny biby fiompy, izay fanao fanatitra, atao amin'ny afo ho an'i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra mihinana jaboran’ny biby fiompy, izay fanao fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO, dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Fa izay rehetra mihinana saboran'ny biby fiompy, izay fanao fanatitra, atao amin'ny afo ho an'i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.