Leviticus 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mihinana ra eny amin’izay rehetra itoeranareo, na ny an’ny vorona, na ny an’ny biby fiompy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mihinana ram-borona, na ram-biby efa-tongotra, na aiza na aiza hitoeranareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mihinana ram-borona na ram-biby ianareo, na aiza na aiza hitoeranareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mihinana rà eny amin'izay rehetra itoeranareo, na ny an'ny vorona, na ny an'ny biby fiompy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mihinana ra eny amin’izay rehetra itoeranareo, na ny an’ny vorona, na ny an’ny biby fiompy.
malagasy
Ary aza mihinana rà eny amin'izay rehetra itoeranareo, na ny an'ny vorona, na ny an'ny biby fiompy.