Leviticus 7:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mihinana ra dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mihinan-dra, na ran’inona na ran’inona, dia hofongorana amin’ny fireneny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra mihinana ra dia hofongorana koa tsy ho anisan’ny vahoaka israelita.»
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mihinana rà dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mihinana ra dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Izay rehetra mihinana rà dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.