Leviticus 7:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Izay manolotra ny fanati-pihavanany ho an’NY TOMPO dia hitondra ny fanatiny ho an’NY TOMPO avy amin’ny fanati-pihavanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Izay hanatitra sorom-pihavanana ho an’i Iaveh dia hitondra ho an’i Iaveh fanatitra navahana amin’io sorom-pihavanana io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Izay manatitra sorom-pihavanana amin’ny TOMPO dia hitondra ny ampahany voatokana ho an’ny TOMPO avy amin’izany sorom-pihavanana izany.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izay manatitra ny fanati-pihavanany ho an'i Jehovah dia hitondra ny fanatiny ho an'i Jehovah avy amin'ny fanati-pihavanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Izay manolotra ny fanati-pihavanany ho an’NY TOMPO dia hitondra ny fanatiny ho an’NY TOMPO avy amin’ny fanati-pihavanany.
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izay manatitra ny fanati-pihavanany ho an'i Jehovah dia hitondra ny fanatiny ho an'i Jehovah avy amin'ny fanati-pihavanany.