Leviticus 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haterina avokoa ny hofany sy ny jaborany rehetra, dia ny jabora mandrakotra ny taovany rehetra sy ny jaboran-tsinainy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotra daholo ny saborany, ny hofany, ny sabora saron-tsinainy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatolotra avokoa ny tavin-kena rehetra: dia ny hofany, ny safodrorohany sy ny jaboran-tsinainy,
Malagasy Bible 1865
Ary dia hateriny avokoa ny hofany sy ny saborany rehetra, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haterina avokoa ny hofany sy ny jaborany rehetra, dia ny jabora mandrakotra ny taovany rehetra sy ny jaboran-tsinainy,
malagasy
Ary dia hateriny avokoa ny hofany sy ny saborany rehetra, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy